Raha ny tena marina dia amin’ny Talata hoavy 08 desambra no fanombohana ny fanokafana ny varavarana masina any Roma. Ary amin’ny tantaran’ny Eglizy dia sambasambany amin’ny toerana maro samihafa no ametrahana an’izay fanokafana varavarana masina izay. Nofidin’ny Papa Ray Masina izay fomba izay, fomba manokana, taona masina manokana aza satria tsapany fa mila ny famindrampon’Andriamanitra isika. Asaina hiara-mamakivaky izany taom-pahasoavana manokana izany isika ho fanamasinana koa ny fiainantsika.
Nanokana telo andro ny diosezin'Antsiranana hivavahana indrindra indrindra ho fanokafana izany taona masina ny Jobily ny Famindrampon'Andriamanitra izany ka nanomboka ny zoma faha 04 desambra ka nifarana ny Alahady faha 06 desambra 2015.
Nankamafisin'i mompera Arseveka tamin'ny fampianarany fa misy zavatra dimy tsy azo sarahina, tsy hoe voalohany na faharoa na fahatelo fa zavatra dimy hoentintsika mivelona amin’izao taona masina izao fa indrindra rehefa manao pèlerinage isika, afaka manantena sy mahatoky fa hahazo famindrampo mitafotafo dia tsy inona izany fa ny « indulgence plènière »,araky ny hafatry ny Papa.
Dimy fototra ary ho ampitainareo amin’ireo manodidina atsika ka hivelomantsika an’izay taona masina izay :
- Ny fanaovana ny fivahiniana masina
- Ny fitsaohana ny sakramenta masina
- Ny vavaka atao miaraka amin'i Papa Ray Masina
- Ny fankalazana ny sakramentan’ny famindrampo dia ny fampihavanana
- Ny fankalazana ny Eokaristia
Tsindrio eto hamaky ny toriteny tamin'ny lamesa niarahana ny zoma andro voalohany fanokafana
Tsindrio eto hihaino ny toriteny Zoma faha 04 desambra
Tsindrio eto hihaino ny fampianarana Asabotsy andro faharoa fanokafana
La conférence du Pape François aux Consacrés à Kampala (Ouganda). Il a exposé trois points importants de la vie consacré : mémoire, fidélité, prière.....
Pape François loue les Catéchistes en Ouganda pour leurs sacrifices. Le Saint-Père, le Pape François, lors sa première journée à Kampala a fait l’éloge des catéchistes pour leur rôle inestimable dans leur effort pour l'évangélisation de l'Église en Ouganda. Il a dit que les catéchistes et professeurs jouent un rôle remarquable pour soutenir les évêques et prêtres dans l’annonce de l'Évangile aux gens partout en Ouganda, en particulier dans les parties difficiles et inaccessibles du pays. Il les a remerciés en particulier pour l’accompagnement des jeunes enfants en leur apprenant comment prier." ......(lire la suite)
Comme le souhait de souverain pontife, notre diocèse ne manquera pas de faire le passage symbolique de la porte jubilaire pour ouvrir l'année jubilaire de la miséricorde. Ce sera le dimanche 06 décembre à la cathédrale d'Antsiranana...
Père Pedro fait partie des individus exceptionnels dont la vision, les réalisations et les bonnes œuvres, incarnent l’essence de Saint-Vincent de Paul (Apôtre et témoin de la charité du Christ auprès des pauvres). Actuellement 25 000 personnes vivent dans les villages d’AKAMASOA (Antananarivo) et sont à la charge directe de cette association de laquelle le père Pedro est fondateur en 1989. Avec toute son équipe, il mène un combat sans relâche et sans fin depuis 26 ans... Faire connaître son site internet est une manière de participer à son combat qui est aussi le nôtre, nous sommes Oloaraiky
MARTYR de la foi et de la charité, béatifié le 15 avril 2018. Prenons le temps pour une NEUVAINE DE PRIÈRE AVEC RAMOSE LUCIEN BOTOVASOA OLOTSAMBATRA