Home » DIOCÈSE / ÉVÉNEMENTS » HAFATRA HO ANAREO TANORA KATOLIKA TEO AM-PAMARANANA NY JMJ-MADA 8 FIANARANTSOA

HAFATRA HO ANAREO TANORA KATOLIKA TEO AM-PAMARANANA NY JMJ-MADA 8 FIANARANTSOA

HAFATRA HO ANAREO TANORA KATOLIKA TEO AM-PAMARANANA NY JMJ-MADA 8 FIANARANTSOA - Archidiocèse d'Antsiranana

Misaotra Zanahary mandrakariva isika fa tanteraka soa aman-tsara ny JMJMADA-8 na dia teo aza ny zava-manahirana isan-karazany nodiavina, ny fahasarotan’ny fanomanana rehetra indrindra ho an’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa zay nandray.

 

« Sambatra ny madio fo, fa hahita an’Andriamanitra izy » (Mt 5,8).

Ry Tanora malala manatrika etoana, sy ianareo tsy afaka tonga eto,                 

Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva isika fa tanteraka soa aman-tsara ity JMJ-MADA 8 taty Fianarantsoa ity na dia teo aza ny zava-manahirana isan-karazany nodiavina, ny fahasarotan’ny fanomanana tany amin’ny isan-diosezy indrindra ho an’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa zay nandray. Fa na teo aza izany dia tsapa ny fahavononan’ny tsirairay handray anjara ary niezaka hadio fo satria te hahita an’Andriamanitra.

 

Isaorana manokana ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa manontolo tarihin’ny Arseveka Mgr RABEMAHAFALY Fulgence, nanaiky sy nikarakara niaraka tamin’ireo Vaomiera maro mpanomana sy ny Vovonan’ny Tanoran’ny Diosezy. Isaorana indrindra ireo Mpitondra Fanjakana foibe, ny tompon’andraikim-panjakana teto Fianarantsoa, indrindra ianareo mponin’ny Fianarantsoa manontolo nahay nandray vahiny. Isaorana toa izany koa ianareo tsara sitra-po tsy an-kanavaka tamin’ny tolo-tànana maro (vola, trano, fitaovana, fitanterana…..), ny fanamafisam-peo, ny serasera (TVM, RNM, RDB, Radio TSIRY, ny Telma, ny airtel….). Isaorana ianareo mpitandro ny filaminana rehetra nanampy sy nanamora ny fanatanterahana izao fihaonam-be izao. Hamaky ny tohiny, tsindrio eto

 

 

 

lettrecemjmj lettrecemjmj [499 Kb]
17/11/2015 commentaires (0)
Archidiocèse d'Antsiranana

VAVAKA FANOLORAN-TENA amin'i FO MASIN'I JESOA mpiaro ny diosezin'Antsiranana

Archidiocèse d'Antsiranana

VAVAKA FAMINDRAMPO Anisan'ireo fototra dimy hiainana ny taona masina famindrampo ato amin'ny diosezy ny vavaka atao miaraka amin'i Papa François

Archidiocèse d'Antsiranana

Soutien des activités apostoliques et charitables du diocèse

Association humanitaire AKAMASOA

Association humanitaire AKAMASOA - Archidiocèse d'Antsiranana

Père Pedro fait partie des individus exceptionnels dont la vision, les réalisations et les bonnes œuvres, incarnent l’essence de Saint-Vincent de Paul (Apôtre et témoin de la charité du Christ auprès des pauvres). Actuellement 25 000 personnes vivent dans les villages d’AKAMASOA (Antananarivo) et sont à la charge directe de cette association de laquelle le père Pedro est fondateur en 1989. Avec toute son équipe, il mène un combat sans relâche et sans fin depuis 26 ans... Faire connaître son site internet est une manière de participer à son combat qui est aussi le nôtre, nous sommes Oloaraiky

Communiqué de la conférence épiscopale malgache

Soyez miséricordieux comme le père !
Archidiocèse d'Antsiranana

HAFATRA HO ANAREO TANORA KATOLIKA ETO AM-PAMARANANA IZAO JMJ-MADA 8 NATAO TETO FIANARANTSOA NY 15-20 SEPTAMBRA 2015.

Archidiocèse d'Antsiranana

Lucien Botovasoa, proclamé MARTYR de la foi et de la charité, mérite d'être connu. Chrétien convaincu, mis à mort pour avoir gardé sa foi

EXCLUSIF : LETTRE OUVERTE DE MGR BENJAMIN

Chaque région doit profiter de ses richesses ..

"Loué sois-tu" ENCYCLIQUE DU PAPE

sur la sauvegarde de la création et écologique