Home » DIOCÈSE / ÉVÉNEMENTS » Tsy isika tokoa fa ny fahasoavan'Andriamanitra miaraka amintsika

Tsy isika tokoa fa ny fahasoavan'Andriamanitra miaraka amintsika

Interview momba ny famangian'i Nonce sy Mgr Savio

Ho fiombonana bebe kokoa satria Olo Araiky isika, ifampizarana amintsika ireo vidéos
maneho ny fahasovana nandalo teo anivon’ny diosezy mandritra ny volana lasa, izay azo antsoina ho “telovolam-pahasoavana” (Jiona-Jolay-Aogositra)

 

 

Ho fiombonana bebe kokoa satria Olo Araiky tokoa isika dia indro ifampizarana amintsika ireo sary mihetsika vitsivitsy
maneho ny fahasovana nandalo teo anivon’ny diosezy mandritra ny volana lasa, izay azo antsoina ho “telovelom-pahasoavana”  

Matetika ny Eveka no miteny amintsika fa tsy misy ny kisendrasendra ao amin’Andriamanitra fa ataony izao rehetra izao anehoany amintsika ny Fitiavany (jereo Rm 8, 28).

 Ankoatry ny “mois sacerdotal” mandritra ny volana jolay toy ny mahazatra dia nisy fahaosavana marososona natolotr’Andriamanitra tamintsika.
Ireto rehetra ireo sy izay any anivon’ny Eglizy tsirairay no entintsika Olo Araiky miara-misaotra an’Andriamanitra fa lehibe tokoa ny fitiavany atsika.

 

 

 Dates  Evenements  VIDEOS  (sary mihetsika)- Tsindrio ny titre raha hijery
03 - 05 Jolay Famangian'ny relikan'i Mb Terezin'i Jesoa zazakely sy Olontsambatra Louis sy Zelie Martin, Ray aman-dReniny   Reliques Ste Thérèse Arrivée à Diego   Reliques Ste Thérèse Messe à la Cathédrale 1e Partie  Reliques Ste Thérèse Messe à la Cathédrale 2e Partie    Reliques Ste Thérèse Messe à la Cathédrale 3e Partie 
01 Aogositra Famehezan-tena, voady masera Coeur Immaculée de Marie Fitsofan-drano tao amin'ny chapelle Jean-Wolf Voady voalohy lamesa 1e partie Voady voalohany lamesa 2e partie  
02 Aogositra Fanamasinana pretra : RAMALAZA Rolin Angelo sy RANDRIANASY Jean-Prisca Ordination 1e partie Ordination 2e partie  Ordination 3e partie  Ordination 4e partie
03 - 05 Aogositra Famangian'i Mgr Paolo Rocco Gualtieri Nonce Apostolique sy Mgr Savio Tai (secrétaire propagande fide) Arrivée de Mgr Savio et Nonce à à Arrachart Diego Suarez  Messe à la Cathédrale Diego Suarez avec Mgr Savio et Nonce     
15 Aogositra 125 taona nahatongavan'ireo Soeur Filles de Marie Saint-Denis de la Réunion tao Antsiranana (Cap Diégo)  Jubilé 125 Ans Arrivée Fille de Marie Cap Diego 1e  partie Jubilé 125 ans arrivée Fille de Marie Cap Diégo (Messe) 1e partie  Jubilé 125 ans arrivée Fille de Marie Cap Diégo (Messe) 2e partie   

 

 

 

17/11/2015 commentaires (0)
Archidiocèse d'Antsiranana

EOV DIASPORA regroupe les originaires du diocèse d'Antsiranana résidant en Europe

ECAR RADIO FANIRY ANTSIRANANA

ECAR RADIO FANIRY ANTSIRANANA - Archidiocèse d'Antsiranana

Ecoutez la Radio Faniry en ligne

Archidiocèse d'Antsiranana

Mission 2020 - 2021 Les prêtres du diocèse Antsiranana

Association humanitaire AKAMASOA

Association humanitaire AKAMASOA - Archidiocèse d'Antsiranana

Père Pedro fait partie des individus exceptionnels dont la vision, les réalisations et les bonnes œuvres, incarnent l’essence de Saint-Vincent de Paul (Apôtre et témoin de la charité du Christ auprès des pauvres). Actuellement 25 000 personnes vivent dans les villages d’AKAMASOA (Antananarivo) et sont à la charge directe de cette association de laquelle le père Pedro est fondateur en 1989. Avec toute son équipe, il mène un combat sans relâche et sans fin depuis 26 ans... Faire connaître son site internet est une manière de participer à son combat qui est aussi le nôtre, nous sommes Oloaraiky

Archidiocèse d'Antsiranana

MARTYR de la foi et de la charité, béatifié le 15 avril 2018. Prenons le temps pour une NEUVAINE DE PRIÈRE AVEC RAMOSE LUCIEN BOTOVASOA OLOTSAMBATRA

EXCLUSIF : LETTRE OUVERTE DE MGR BENJAMIN

Chaque région doit profiter de ses richesses ..