Home » FANDALINAM-PINOANA / TORITENY » Alahady 15 novambra 2015 - Alahady Faha – 33 tsotra Mandavan-taona (Taona B)

Alahady 15 novambra 2015 - Alahady Faha – 33 tsotra Mandavan-taona (Taona B)

HIVERINA I KRISTY AMIN’NY FARANDRO

Miditra tsikelikely amin’ny famaranana ny taona litorjika isika. Ny Alahady Faha-33 tsotra Mandavan-taona no anomezan’ny Fiangonana antsika ny Evanjely izay iresahan’i Jesoa indrindra ny amin’ny hiverenany amim-boninahitra....

Onjam-peo hiainoana ny vakiteny sy ny toriteny isan'Alahady

Onjam-peo hiarahana amin'ny Radio Faniry. Nanomboka tamin'ny 15 Aogositra 2014, andro ankalazana ny nampakarina an'i Masina Maria tany an-danitra dia manolotra tsy tapaka isan'Alahady ireo vakiteny atolotry ny fiangonana sy ny toriteny, fampianarana avy amin'i Mgr Benjamin Ramaroson. 

Izany rehetra izany dia hita ao amin'ity rohy manaraka ity : 
https://www.facebook.com/pages/Page-Olo-Araiky-Sika-Jiaby

  

 

Alahady 15 novambra 2015  

 Alahady Faha – 33 tsotra Mandavan-taona (Taona B)

  

 

Dia ho hita amin’izay ny Zanak’olona avy eo ambonin’ny rahona amin-kery lehibe sy voninahitra

Miditra tsikelikely amin’ny famaranana ny taona litorjika isika. Ny Alahady Faha – 33 tsotra Mandavan-taona no ankalazaina androany ka anomezan’ny Fiangonana antsika ny Evanjely izay iresahan’i Jesoa indrindra ny amin’ny hiverenany amim-boninahitra. Rehefa manakaiky ny famaranana ny taona litorjika tahaka izao tokoa ny Fiangononana, dia ireo Tenin’Andriamanitra mahakasika ny farandro no arosony hodinihintsika mba hiomanantsika amim-pitoniana ny amin’ny fahatongavan’izany fotoana izany.
 
Ankafaliana no anasana atsika hihaino ireo vakiteny atolotry ny Eglizy sy ny fampianarana avy amin'ny Raiamandreny Eveka
Archidiocèse d'Antsiranana

EOV DIASPORA regroupe les originaires du diocèse d'Antsiranana résidant en Europe

ECAR RADIO FANIRY ANTSIRANANA

ECAR RADIO FANIRY ANTSIRANANA - Archidiocèse d'Antsiranana

Ecoutez la Radio Faniry en ligne

Archidiocèse d'Antsiranana

Mission 2020 - 2021 Les prêtres du diocèse Antsiranana

Association humanitaire AKAMASOA

Association humanitaire AKAMASOA - Archidiocèse d'Antsiranana

Père Pedro fait partie des individus exceptionnels dont la vision, les réalisations et les bonnes œuvres, incarnent l’essence de Saint-Vincent de Paul (Apôtre et témoin de la charité du Christ auprès des pauvres). Actuellement 25 000 personnes vivent dans les villages d’AKAMASOA (Antananarivo) et sont à la charge directe de cette association de laquelle le père Pedro est fondateur en 1989. Avec toute son équipe, il mène un combat sans relâche et sans fin depuis 26 ans... Faire connaître son site internet est une manière de participer à son combat qui est aussi le nôtre, nous sommes Oloaraiky

Archidiocèse d'Antsiranana

MARTYR de la foi et de la charité, béatifié le 15 avril 2018. Prenons le temps pour une NEUVAINE DE PRIÈRE AVEC RAMOSE LUCIEN BOTOVASOA OLOTSAMBATRA

EXCLUSIF : LETTRE OUVERTE DE MGR BENJAMIN

Chaque région doit profiter de ses richesses ..